Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

Toko faha-13

4 Ny fitiavana dia sady mahari-po no malemy fanahy; ny fitiavana dia tsy mialona, tsy manaonao foana, tsy mieboebo;

5 tsy manao ny tsy mendrika, tsy mitady ny ho azy, tsy mora tezitra, tsy manao an-dolom-po; 6 tsy mifaly noho ny tsy marina ataon'ny olona, fa mifaly noho ny fahamarinany; 7 manala tsiny ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, mandefitra ny zavatra rehetra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.057